efa tratra otranio probleme anao io mihitsy za ; 1ans vao vita ilay fiara //fa tam mitsubishi montero V6 reny //ny GDI dia injection direct essence ; avec pompe HP //raisonement ana depannage common rail mihits no apesaina !!matetika io pression ana essence foana no probleme !!//verifiena am manometre alo ny pression an pompe de gavage ; apres ra mbola tsy mety dia ketrehana ny pompe HP (kaliana kely , mba ho betsaka ny pression) ; alana le tamis kely , fa matetika tsentsina ; D atao tsara ftsn ny filtre
|